Entry | 1 andatsahana |
Part of speech | 2 relative verb |
Root | 3 latsaka |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] |
Explanations in English |
9 [1.2] |
Explanations in French |
10 [1.3#390] |
Examples |
11 [2.298#] Fa izany no andatsahana anareo ho sokolo. 12 [1.437#] Ny Fandroana no fanisan-taonan' ny ntaolo, fa isam-pandroana dia didiana iray ny andry, na andatsahana vato kely iray amin' ny voatavo kely : iny no isan-taona. 13 [1.123#] Rehefa voalaza ao amy ny fanekena fa ny tompon-trano hiany no hamboatra ny simba, ka tsy manao izy, dia mahazo manamboatra izay simba ny mpanofa, ka andatsahana amy ny karaman-trano izay lany nanamboarana azy. |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |