|
|
|
|

Teny iditra1  andavanandro
Singan-teny  2 lava, 3 andro
Sokajin-teny  4  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  5 on ordinary days. [1.2]
6 everyday, weekday [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 les jours ordinaires ; en malgache moderne : les jours ouvrables, non fériés [1.196]
8 de tous les jours, ordinaire [1.8]
Ohatra  9  andavanandro izahay ankizy dia nilalao teo an-tanàna. [2.356#]
10  Tafaverina tamin' ny asa fanao andavanandro ny vahoaka. [2.270#]
11  Avy eo dia mitohy toy ny andavanandro ny asa aman-draharaha. [2.332#]
Voambolana  12  Fotoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11