|
|
|
|

Entry1  andefasana
Part of speech  2  relative verb
Root  3  lefa
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in French  8  [1.3#395] Nandefasako basy iray vava ny fahavalo ka maty ny anankiray (J'ai tiré contre les ennemis un coup de fusil qui en a tué un)
Examples  9  [2.470] tsy hilalao no andefasana anao any fa ny hianatra (na ny hiasa, ny hikarama).
10  [2.472] Raha mitifitra izy mba tifirina, raha mandefa baomba izy mba andefasana baomba.
11  [2.117#] Anarana sy adiresin'ny andefasana ary ny mpandefa no soratana amin'io faritra io.
Other spellings  12  andefana

Updated on 2025/07/29