|
|
|
|

Teny iditra1  andehanana
Fototeny  2 leha
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#397]
Ohatra  4  Fampodiam-bady misintaka, andro be fialonana nefa tsy resy ratsy andehanana. [1.381#]
5  Tsy fantatro, hoy aho, fa izay lavitra indrindra azo andehanana izao ankehitriny izao. [2.4#]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  andehanana, 10 anendahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02