|
|
|
|

Entry (1/2)1  fanandroana
Root  2  andro
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Vinany ataon' ny mpanandro momba ny zavatra ho avy, avy amin' ny fijerena ny tonon' andro sy ny vintana [1.1]
Explanations in French  5  l'horoscope, l'action de dire les jours fastes et néfastes [1.3]
Examples  6  Mino ny vintana ny Arabo ka nampianatra ny sikidy sy ny fanandroana. [2.113#9]
7  Nitady izay hahafa-tebiteby ny fanahiny izy: ka ny fanandroana aloha no hitany akaiky indrindra. [2.296#110]

Entry (2/2)8  Fanandroana
Subtitle  9  fianarana manisa andro malagasy
Elementary words  10  fanandroana, 11  fianarana, 12  manisa, 13  andro, 14  malagasy
Part of speech  15  name (book title) [Full list]
Author  16  Rabesata Arima
Publishings  2000/01. Height: 21cm. Width: 15cm. Pages: 60.

Anagrams  18 fanandroana, Fanandroana

Updated on 2025/10/12