|
|
|
|

Entry1  andiany
Elementary words  2  dia
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Olona na biby maromaro miara-dia, na manao dia be na miara-manidina raha vorona: Andiam-borona [1.1]
5  pôtro [1.13]
Explanations in English  6  a company, a flock, a herd. See dia. [1.2]
7  a flock, a herd, a crowd [1.7]
Explanations in French  8  troupeau, troupe, compagnie [1.8]
9  section, groupe [1.13]
Analogs  10  antokony, iray tarika, mpiray dia
Proverbs  11  Proverbs containing that word

Anagrams  12 adinina, 13 andiany, 14 an-idina, anidina, 15 idinana, 16 indiana

Updated on 2025/10/11