|
|
|
|

Teny iditra1  andoary
Fototeny  2 loatra
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny famenony andoarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#407]
Ohatra  4  Dia narotsany tao am-bilany ny koba, ka hoy izy: andoary amin' izao ny olona hohaniny. [2.996#]

Fivaditsoratra  5 adarony, 6 andairo, 7 andaroy, andoary, 8 aridano, 9 arodany, 10 iandrao, 11 radoina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12