|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 loatra |
| Sokajin-teny | 2 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Mihoatra noho ny tokony ho izy: Miasa loatra izy / Kely loatra itỳ harona itỳ
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 too much
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 trop, excessif
[1.3, 1.8, 1.405] 6 abusif [Sakalava-Mayotte] [1.405] |
| Kamban-teny rehetra | 7 Fikambanana 6 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 8 loatra |
| Sokajin-teny | 9 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
10 Famoahana na fanalana ny ao anatin' ny zavatra lalina aty: Ataovy tsara zara ny loa-bary.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 action d'extraire le contenu d'un trou, d'une cavité, d'une marmite
12 action d'exhiber [1.3] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 29 Fikambanana 6 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | 30 alotra, alôtra, 31 laotra, loatra, 32 olatra, Olatra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|