|
|
|
|

Teny iditra (1/6) 1  andra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Enti-milaza fitrakan' ny loha hijery ny ambony [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 action de lever la tête, les yeux [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fikambanana  15  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 3 misy io teny io

Teny iditra (2/6) 16  andra
Sokajin-teny  17  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  18 Fetsy ratsy, konjo: Andra lahy, andra vavy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  19 libertin, mauvais sujet [1.3]
20 libertin, homme qui déploie une grande activité sexuelle [1.196]

Teny iditra (3/6) 21  andra
Sokajin-teny  22  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  23 [Bara] moa? Va? Angaha? [1.78]
Tovy hevitra  24 andre

Teny iditra (4/6) 25  andra
Sokajin-teny  26  mpampitohy [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  27 [Antesaka] nefa [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  28 [Antesaka] pourtant, même, donc [1.82]

Teny iditra (5/6) 29  andra
Sokajin-teny  30  anarana
Fanazavàna teny frantsay  31 [Antesaka] goût [1.82]

Teny iditra (6/6) 32  andra
Sokajin-teny  33  anarana
Fanazavàna teny frantsay  34 [Mahafaly] (andracette plante était réputée "mâle" dans l'ancienne cosmogonie malgache). Dioscorea fandra H. Perrier (Dioscoreaceae). Tubercule comestible. [1.196]
Voambolana  35  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/22