Entry | 1 andramana |
Root | 2 andrana |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 enti-milaza ny zavatra hangalana kely mba hafantarana ny tsirony [Betsimisaraka]
[1.78] 5 Tsapaina kely mialoha: Vao nandramana ilay angady dia tapaka Fantarina kely ao am-bava ny tsirony: Andramo kely ny siran-daoka, ry Fara a! [1.1] |
Explanations in English |
6 to be tasted, to be commenced, to be tried. [1.2] |
Morphology |
|
All compound words | 11 manao mangidy tsy andramana |
Proverbs | 12 Proverbs containing that word |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |