|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 andrandra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fijerena ambony mampitraka ny loha mba hitazanana ny avo, fikasana sy faniriana hanatratra na ho tonga eo amin' ny toerana iray ambony tadiavina
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 erectness, uprightness of mien.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 érection de la tête, l'action de regarder le ciel
[1.3#39] 6 NDLR: l'Abinal/Malzac écrit que andrandra a pour racine andra , 7 mais ne montre pas andrandra dans la liste des dérivés d'andra [3.1] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (2/3) | 21 andrandra |
| Sokajin-teny | 22 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
23 espoir, attente
[1.3#39] 24 action d'espérer [1.5#63] |
| Voambolana | 25 Filôzôfia |
| Teny iditra (3/3) | 26 andrandra |
| Sokajin-teny | 27 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
28 the name of a water-fowl.
[1.2] |
| Voambolana | 29 Haibiby: vorona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|