Entry | 1 Andraozikely |
Part of speech | 2 name (book title) [Full list] |
Elementary words | 3 raozy, kely |
Examples |
4 [2.357#] Fa maro koa ny gazety nanoratany : Ny vaovao, izay namoahany ny tantara mitohy "andraozikely", ary maro no mihevitra fa io no tantara noforonina (roman) malagasy voasoratra voalohany indrindra. |
Author |
5 Ravoajanahary Alphonse |
Publishings |
6 Vaovao Frantsay Malagasy. 1906. |
Updated on 2025/08/02 |
![]() |