|
|
|
|

Teny iditra1  andriamanjaka
Singan-teny  2 andriana, 3 manjaka
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Teny enti-milaza ny mpanjaka, lahy na vavy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 [manjaka, root zaka, reigning.] The reigning sovereign. [1.2]
7 a king or queen [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 roi, reine [1.8]
Voambolana  9  Pôlitika
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02