|
|
|
|

Teny iditra1  andriambavilanitra
Singan-teny  2 andriana, 3 vavy, 4 lanitra
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6 Teny fanajana ilazana ny vehivavy, fampiasa indrindra eo amin' ny kabary [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 a title of respect in speaking of the ladies in enumerating classes of people at a public assembly. [1.2]
Ohatra  8  Mba diniho ny fahamaotonana sy ny fahamendrehan' ny andriambavilanitra [2.296#]
9  Manatrika eto ianareo Manamboninahitra sy ny Andriambaventy ary ny andriambavilanitra, manatrika eto ianareo miaramila sy ny zaza amam-behivavy tsy an-kanavaka. [2.528#]
Voambolana  10  Teny fanajana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12