|
|
|
|

Teny iditra1  andrianina
Fototeny  2 andriana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Hajaina, omena voninahitra fatratra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be made or treated as a sovereign. Used also as a personal article before names. [1.2]
6 to be honored,
7 to be made much of [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 qu'on honore,
9 à qui on rend hommage [1.8]
Ohatra  10  Noheveriko ity fa ilay biby andrianina, kanjo [2.245#]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  andrianina, 16 anindriana, 17 ny Andriana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17