|
|
|
|

Entry1  andrindrinan-trano
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  Anarana entina milaza olona ahiahina ho mpangalatra ka mandrindrin-trano daholo ny olona rehefa mandalo izy [1.1]

Updated on 2025/09/12