|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 androbe |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 karazana aretina izay torantorana foana
[Betsimisaraka]
[1.78] 4 Aretin-kozatra tsy fantatra antony na fiaviana, fa ny fisehoany no amantarana azy: miantso mafy ny marary, dia midaboka ary tsy mahatsiaro tena; rehefa avy henjana ny vatany rehetra dia manomboka mifanintona amin' izay izy; fanafody mampihena ny mangirifiry no misy fa tsy mahasitrana ny androbe tanteraka [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 [be, great.] Epilepsy, so called because the attacks are supposed to come on in the middle part of the day.
[1.2] 6 epilepsy [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 épilepsie
[1.8, 1.54] |
| Voambolana | 8 Fahasalamana |
| Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 10 androbe |
| Sokajin-teny | 11 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
12 antoandro
[Betsimisaraka]
[1.78] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|