|
|
|
|

Teny iditra1  androbohana
Fototeny  2 roboka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#541]
Ohatra  4  Raha iny indray mandeha iny ihany no androbohana ny landy tao anaty rano nisy nato, dia mena tanora ny volony, fa raha naroboka niverina fanindroany, dia mena antitra kokoa [2.436#]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12