|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 roboka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fandentehana ao anaty rano: Ataovy tsara roboka ao anaty rano nato ny landy
[1.1] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 21 roboka |
| Sokajin-teny | 22 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
23 Voangoly, voataona, voatarika hanao zavatra: Vao nahare ilay vola be ny anao lahy dia roboka
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
24 cajolé, séduit par la flatterie
[1.3#541] |
| Fivaditsoratra | 25 boroka, 26 koroba, roboka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|