|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  añe
Sokajin-teny  2  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 any: Ane Mahaditra ro misy aze (Any Mahaditra no misy azy) [Betsileo] [1.78]
Kamban-teny rehetra  4 antsiana añe

Teny iditra (2/3)5  âne    
Sokajin-teny  6  anarana (lahy)
Fanazavàna teny malagasy  7 ampondra [1.66]
8 aponja [1.68]
Voambolana  9  Haibiby: mampinono

Teny iditra (3/3)10  âne    
Sokajin-teny  11  anarana (lahy)
Fanazavàna teny malagasy  12 adaladala, olona donto saina [1.9]

Fivaditsoratra  añe, 13 ena, eña

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27