|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  anelanelany
Sokajin-teny  2  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  3 entre [1.3#122]
4 au milieu, entre deux choses [1.5]
Ohatra  5  Volenay eny anelanelany ka! [2.117#52]
6  Izaho no taho eto anelanelanareo [2.499#95]
7  Sosohana tsaramaso eny anelanelan' ny katsaka [2.445#91]
8  Lasa ery ny eritreriny amin'ny endriky ny volana eo anelanelan-taho [2.817]
9  Dia nisy havandra sy afo nifandrambondrambona tanelanelan' ny havandra [2.996#45.005.024]
10  Ary ny amin' ny teny nifanaovantsika izaho sy hianao dia indro fa anelanelako izaho sy hianao, mandrakizay, Iaveh [2.996#49.011.051]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :

Teny iditra (2/2)13  anelanelany
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny frantsay  15 intermédiaire, intervalle [1.13.fr#17]
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  anelanelany, 17 elanelanina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02