|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 angamerana |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 karazam-biby anaty rano izay mafy sy marokoroko ny hodiny, ka azo anaovana honkon' antsy, na varombom-pamaky na angady, ets. ; ny tendron-drambony aza dia fanao zaran' antsy.
4 Atao hoe koa angamira izy. [1.10#A.243] 5 Anaram-biby any anaty rano, mafy hoditra [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 [mira, equal.] Name of some animal of which the skin is imported to make knife-handles, rings, or ferrules
[Provincial]
[1.2] |
| Ohatra |
7 Nony ilay efa natory tsara iny ny olona, dia nesoriny ny angamerana niakanjoany
[2.69]
|
| Teny iditra (2/2) | 8 angamerana |
| Sokajin-teny | 9 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
10 Anaran-kazon' ala vaventy, fanaovana sary sokitra, tongo-parafara (Vernonia merana)
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 (de angatra et merana) Brachylaena merana (Baker) Humbert (Asteraceae).
12 En dépit de son nom, cet arbre n'est pas toxique. 13 Il fournit un bois employé en construction. 14 C'est quand on l'employait à la construction des tombeaux qu'il était nommé angamerana. [Merina] [1.196] |
| Voambolana | 15 Haizavamaniry: hazo |
| Tovy hevitra | 16 merana |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|