|
|
|
|

Teny iditra1  angika
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny anglisy  3 a variety of rice. The provincial words are angeka, and angeky. See rojo. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  4 nom d'une variété de riz. [Tankarana] [1.19]
5 (voir aussi angeka) Variété de riz à petit grain cultivée après le vary aloha. On en distingue deux sortes : angikafotsy, à périsperme incolore et angikamena, à périsperme rouge.
6 Un proverbe betsileo dit : "Izaho angika, hianao vary hova" ; "Moi, je suis l'angika et vous le riz des hova".
7 Il correspond au proverbe français : "On ne mélange pas les torchons avec les serviettes ". [Betsileo] [1.196]
Ohatra  8  Mifotofoto fo ampy rojo / mivorovoro fo ampy angika / tsy mahaleo tsy vary andrefana / sady avo taho fantatr'olona / sady ankafana no manitra [2.131]
Voambolana  9  Haizavamaniry: ahitra
Kamban-teny rehetra  10  Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17