|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/6) | 1 ango |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 haitraitra , somonga , sangy :
4 Ratsy ango rô jalahy io ka ! (ratsy sangy io lehilahy io) [Tanala] [1.78] |
| Teny iditra (2/6) | 5 ango |
| Sokajin-teny | 6 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
7 sitrapo
[Tanala]
[1.78] |
| Tovy hevitra | 8 angote |
| Teny iditra (3/6) | 9 ango |
| Sokajin-teny | 10 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
11 kivy
[Tanosy]
[1.78] |
| Teny iditra (4/6) | 12 ango |
| Sokajin-teny | 13 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
14 zavatra entina ... hananganana zavatra iray
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
15 apport
[1.13] |
| Teny iditra (5/6) | 16 ango |
| Sokajin-teny | 17 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
18 fandaozana
[Tanosy]
[1.78] |
| Teny iditra (6/6) | 19 ango |
| Sokajin-teny | 20 mpamaritra |
| Fanazavàna teny frantsay |
21 Abruti par une drogue, dopé, étourdi--> bamby, entsake, fane
[Vezo]
[1.68] |
| Sampanteny |
|
| Fivaditsoratra | ango, 24 gano, 25 gona, 26 onga |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|