|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 anio |
| Sokajin-teny | 2 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Enti-milaza ny fotoana tsy mbola nodiavina amin' ny andro itenenana: Hitsangantsangana any antsaha izahay anio
4 (Ny enti-milaza ny fotoana efa nodiavina kosa dia androany: Nitsangantsangana tany an-tsaha izahay androany) [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 the part of the day to come. To-day.
[1.2] 6 today (future tense) [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 aujourd'hui (partie du jour non écoulée)
[Taisaka]
[1.82] 8 aujourd'hui (temps futur) [1.8] |
| Mpanahaka | 9 androany |
| Kamban-teny rehetra | 10 Fikambanana 7 amin' io teny io |
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/4) | 12 anio |
| Fototeny | 13 any |
| Sokajin-teny | 14 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana anina [Fitanisana] |
| Teny iditra (3/4) | 15 anio |
| Sokajin-teny | 16 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana any [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
17 ataovy
[Taisaka]
[1.78] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.82] |
| Teny iditra (4/4) | 18 an' io |
| Singan-teny | 19 any, 20 io |
| Sokajin-teny | 21 kambanteny |
| Ohatra |
22 Mba te-handresy an' io ve hianao, anaka?
[2.499]
23 Sambasamba mba nisy an' io fanagiazana io [4.27] |
| Fivaditsoratra | an' io, anio, 24 anoy, 25 iano, iaño, 26 iñao, inao, 27 Iona, iôna |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|