|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 anivona |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 karazan-kazo maniry fianakaviamben' ny rofia; maivamaivana nefa mateza ny hazony;
4 maozatra sy mafy ny hozany, ka maranitra manindrona ery nony nony mahasomisika amin' ny tanana; 5 fanao zanatsipika sy zanatsirika; fanao terilatsy amin' ny rindrin' ny tranohazo, na tranovolo, na ny tafontrano. 6 Voalazan' ny tantara fa ny lefona anivona nampiasain' Andriandranandobe dia afaka nifaninana 7 tsara tamin' ny lefona vy nampiasain' Andriamanelo. [1.1] 8 karazam-palma maniry eny amin'ny lohasaha na heniheny [Betsimisaraka] [1.78] 9 Karazan-kazo fanao terilatsy amin' ny rindrin' ny trano hazo [1.10#A.271] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 a palm used in house-building. The wood is also used as a torch by the queen's messengers who travel by night.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 (de nom d'un Palmier de Sumatra nommé anibung avec lequel l'espèce malgache a été confondue). Phloga polystachya (Baker) Noronha ex Baill.(Arecaceae).
12 Utilisé par les Malgaches dans le passé lointain pour faire des épieux (avant l'utilisation du fer). 13 On les appelait lefona-anivona et leur souvenir s'est perpétué dans plusieurs contes. 14 Aujourd'hui lefona veut dire la lance, la sagaie. (Voir ci-dessus anivo). [Tanala, Merina] [1.196] |
| Ohatra |
15 Nony namindra indray ny tongony havia dia voan' ny anivona koa, ka niboroaka tany an-damosiny.
[2.69]
16 Koa rehefa mety ho vatan-dehilahy, afa-tsy ny antitra sy ny zazabodo dia tsy maintsy miaro tanindrazana: mandray lefona, mivatsy anivona. [2.445] |
| Voambolana | 17 Haizavamaniry: hazo palma |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Ohabolana | 19 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 20 añañivo, 21 ananovy, anivona, 22 anovany, 23 anovina, 24 ivonana, 25 voanina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|