|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 anivo
Fototeny  2ivo
Sokajin-teny  3 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4 ampovoany [Taimoro, Betsimisaraka, Sihanaka] [1.78]
5 [añivo] ampovoany [Bara] [1.78]
6 Afovoa: Olona eo anivon' ny fandrosoana tahaka azy ve ka tsy hahalala izany?
any anivo: any afovoan-tany (mifanohitra amin' ny any antsisin-tany, any antsiraka) [1.1]
7 afovoany [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  8 au centre [1.13]
Ohatra  9 Eto anivo izao ny alina! [1.279]
10 Ny faritra anivo na afovoany indray? [2.442]
Voambolana  11 Toerana
Mpanahaka  12 afovoany

Teny iditra (2/2)13 anivo
Sokajin-teny  14 anarana
Fanazavàna teny anglisy  15 a species of palm [Provincial] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  16 (d'après les forestiers ce nom viendrait de ivo : le milieu, le centre ; parce que ces Palmiers poussent souvent au milieu de clairières. Voir anivona pour la véritable étymologie).
Phloga polystachya (Baker) Noronha ex Baill. et Ravenea madagascariensis Becc. (Arecaceae). [Bezanozano]
Ravenea robustior Jum. & H. Perrier (Arecaceae). Le nom du genre ravenea est un bon exemple des erreurs qui peuvent être faites en philologie malgache. L'explorateur a montré une feuille et demandé le nom. On lui a repondu ravina qui veut dire en malgache "feuille". Il en a conclu, à tort, qu'il s'agissait du nom de l'arbre. Les anivo fournissent de bons choux palmistes. Leur sève est recueillie pour la production du vin de palme. Ils fournissent aussi des matériaux pour la corderie, la sparterie, la construction des habitations (voir anivona). [Betsimisaraka] [1.196]
Voambolana  17 Haizavamaniry: hazo palma
Anarana ara-tsiansa 
Teny nalaina  18 Soratra misy io teny io

Fivaditsoratra  19 anivo, 20 avony, 21 niavo, 22 vinoa, 23 viona, 24 voany, 25 voina

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08