|
|
|
|

Teny iditra1  anjavidy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Karazan-javamaniry salasalany maniry betsaka eny an-tampon-tanety tsy vonton' ny erika ary fanao kitay tsara firehitra mipoapoaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a kind of heath-used largely for fuel, as it gives great heat but little smoke. Philippia floribunda, Bth. [1.2]
5 a heather that grows on worthless land [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 l'ambaville de Maurice et de Bourbon, bruyère. Hubertia ambavilla, ou Senecia ambavilla [1.3]
7 une bruyère qui pousse sur les mauvaises terres [1.8]
8 (de anjaka : action de lier en faisceaux, en fagots et vidy : de valeur, d'un bon prix). Nom générique des bruyères malgaches dont on compte quatorze espèces. La plus commune, Philippia floribunda Benth. (Ericaceae) était l'objet autrefois d'un important commerce. Les habitants de Tananarive dépourvus de ressources allaient en couper des fagots à 40 ou 50 km à l'Est de la ville et les ramenaient pour les vendre comme combustible aux personnes aisées. Appréciées parce que ne faisant pas de fumée, elles se vendaient un bon prix. [Merina, Betsileo, Bezanozano, Tanala, Sihanaka] [1.196]
Ohatra  9  Miredareda eo anoloany ny anjavidy maina; [1.281]
10  Naharay rotsak' anjavidy teny am-pandehanana teny izy ary nivonona ny hikapoka an' I Lidy be famaliana. [2.470]
Voambolana  11  Haizavamaniry: ahitra
Kamban-teny rehetra  12  Fikambanana 4 amin' io teny io
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  15 Randzavola: anjavidy ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09