| Entry | 1 ankabiazany |
| Part of speech | 2 noun |
| Root | 3 be |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
5 [1.1] jereo ankabeazany |
| Explanations in English |
6 [1.2] A great number, the greater number, very many, the majority, a great majority. See maro, be, ankamaroany |
| Explanations in French |
7 [1.3] la plupart, la majorité |
| Examples |
8 [1.38] ny ankabiazany anefa dia niseho taty aoriana 9 [2.48] koa ny matavy indrindia mifahy roa taona, ary ny antonintonina mifahy herin-taona, ary ny ankabiazany dia valo volana na fito volana |
| Other spellings | 10 ankabeazany |
| Analogs | 11 ankamaroany, be, maro |
| Anagrams | 12 ankabiazany, ibakazinana |
| Updated on 2025/08/05 |
|