Entry (1/2) | 1 ankadilanana |
Elementary words | 2 hadilanana |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in English |
4 a neck of land joining two hills [1.2] |
Explanations in French |
5 défilé, arête servant de trait d'union entre deux montagnes [1.3] 6 col [1.5] |
Examples |
7 hoy Marolaza, filohan' ny Isaha - fitazatazanan' Ambositra ity ankadilanana ity!
[2.270#38]
|
Vocabulary | 8 Geography: (in general) |
Synonyms | 9 hadilanana |
Proverbs | 10 Proverbs containing that word |
Entry (2/2) | 11 Ankadilanana |
Elementary words | 12 hadilanana |
Part of speech | 13 name (toponym) [Full list] |
Explanations in French |
14 quartier de la vieille ville haute de Antananarivo [3.1] |
Examples |
15 Tsy maintsy toe-javatra toy izany koa no mampiova an' ankadilanana ho Ankadilalana, raha marina fa avy amin' ny dilana no niandohan' io teny io.
[2.285#39]
|
Vocabulary | 16 Geography: towns |
Anagrams | 17 Ankadilanana, ankadilanana |
Updated on 2025/10/11 |
![]() |