|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 hadilanana |
| Fototeny | 2 dilana |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 (hadilañana) hadilalana, fiolahana an' elakela-bohitra
[Tanala]
[1.78] 5 toerana iva kokoa sady tery, anelanelan' ny havoana roa, ka toy ny andilana mampitohy azy roa ireo; tehezan-tany nakoan' ny riaka: Mahery ny rivotra an-kadilanana [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 A dell, a dingle, a dale; an isthmus. See dilana
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 défilé, arête servant de trait d'union entre deux montagnes
[1.3] 8 col [1.5] |
| Voambolana | 9 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
| Tovy hevitra | 10 ankadilanana |
| Kamban-teny rehetra | 11 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|