Entry | 1 an-kapobe |
Part of speech | 2 noun or adverb |
Morphology |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
5 [1.1] Amin' ny ankamaroany, amin' ny ankabetsahany: Noteneniny an-kapobe fotsiny ny mpianatra, fa tsy nanondro an-dRakoto na Ranaivo manokana akory izy Ny tontaliny, ny ankamaroany: Amin' ny ankapobeny mahay mihira ny Malagasy |
Explanations in French |
6 [1.3#50] en bloc, en gros, en somme, en général 7 [1.13] généralité, global |
Examples |
8 [1.320#] ny fepetra ankapobe mikasika ny lalàna mifehy ny fitantanam-bolam-panjakana 9 [2.114#] mamolavola ny planina ankapobe hampandrosoana ny toe-karena sy ny fiaraha-monina |
Anagrams | 10 an-kapobe, ankapobe, pañaboke, pañobake |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |