|
|
|
|

Entry1  an-karanany
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] (any anaty haranany) Tsy mbola niseho masoandro, tsy mbola teraka: Maty an-karanany ny fikasany
Explanations in English  4  [1.7] [ankaranany] as yet undisclosed; as yet unfinished, not yet hatched; not yet ready
Explanations in French  5  [1.8] [ankaranany] (lit. dans la coque) projet en herbe, encore dans l' oeuf; pas encore au point
Examples  6  [4.27#] kolikoly any amin' ny ladoany, eo ambany fiarovan' ny mpanao politika sy ny manam-pahefana ambony, izay raharaha tena tafavoaka an-gazety vonoina ankaranany;
Root  7  ana, anaty, haranany

Anagrams  8  an-karanany, nanakarany, nanakirana, niankarana

Updated on 2025/01/21