|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  an-kasarotana
Singan-teny  2 any, 3 hasarotana
Sokajin-teny  4  endritenin' ny hoe

Teny iditra (2/2)5  ankasarotana
Fototeny  6 sarotra
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8 Faritra eo ambanin' ny kibomalemy misy ny fananahana amin' ny tenan' ny olombelona: Anisan' ny maharary raha misy voadona eo amin' ny ankasarotana [1.1]
Voambolana  9  Haiaina
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02