|
|
|
|

Teny iditra1  ankasitrahana
Fototeny  2 sitraka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny anglisy  4 to be found pleasing; to be thanked [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 en quoi on peut se complaire, qu’on peut approuver, agréer, remercier, récompenser, le motif [1.3#612]
6 qu'on approuve, qu'on accepte; qu'on agrée, pour lequel on exprime ses remerciements [1.8]
Ohatra  7  Tsy misy mpaminany izay ankasitrahana any aminy. [2.528]
8  Tsy niriry trano anay mianakavy ianareo, ka ankasitrahana. [2.245]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02