Entry | 1 ankasitraho |
Part of speech | 2 imperative of relative verb ankasitrahana [Full list] |
Root | 3 sitraka |
Explanations in French |
4 [1.3#612] |
Examples |
5 [2.293#] fa andeha alao izy, ka ankasitraho tsara. 6 [2.366#] Izany koa no lazaiko aminao mba ankasitraho avokoa ny andriana rehetra tia hihavana amiko, sy izay solon'andriana mpanao ny raharaha amin'izany fihavanana izany. |
Anagrams | 7 aharontsika, ankasitraho, arahontsika, hanakositra, hanatsirako, hankasaroti, haorantsika, haroantsika, haronatsika, hisantarako, hisatranako, naharotsika, nitsaharako |
Updated on 2025/05/16 |
![]() |