|
|
|
|

Teny iditra1  ankizilahy
Singan-teny  2 ankizy, 3 lahy
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 ireo zaza efa lehibebe, sakan-jaza [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 a male servant, a boy. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 esclave (homme) [1.3]
Ohatra  8  Olona mifamono hoy I Befa, ankizilahy anisan' ny zokiny indrindra tao an-tsekoly. [2.472]
9  Ny kiombiomby kosa no nianaran' ny ankizilahy ny fiompiana sy famolahana omby. [2.117]
Tohi-kevitra  10 ankizivavy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12