Entry | 1 ankizimahatsoakafo |
Part of speech | 2 noun |
Elementary words | 3 ankizy |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] teny nilazana fahiny ihany koa an' ireo olona manana ny ampy teo amin' ny fiainana, efa manambola, mana-mpanompo, mahavelon-tena tsara |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |