|
|
|
|

Teny iditra1  ankobanandro
Singan-teny  2 kobany, 3 andro
Sokajin-teny  4  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  5 Ny andro anelanelan' ny alahady roa amin' ny herinandro; ny andro amin' ny herinandro ivelan' ny alahady na ny fety, ny andro andavanandro fiasana: Tsy mitsahatra ny miasa izy amin' ny ankobanandro [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 during the week. [1.2]
7 on weekdays; weekdays, everyday [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 les jours de semaine, les jours ouvrables, les jours de travail [1.8]
Voambolana  9  Fotoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12