|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ankohonana |
| Fototeny | 2 hohona |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fitambaran' ny olona rehetra izay iadidiana ao anatin'ny
5 tokantrano: vady aman-janaka, ray aman-dreny antitra, mpiasa, havana na zana-kavana mipetraka ao amin'ny tena [1.1] 6 fitambaran'ny olona ao anaty tokantrano iray izay ahitana ny ray sy ny reny ary ny zanaka [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 A family, a household.
[1.2] 8 a household [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 la famille, les gens de la maison, ceux qui sont sous la dépendance ou la juridiction de...
[1.3] 10 maisonnée [1.54] 11 la famille, les gens de la maison [1.8] 12 ménage, famille [1.13] |
| Ohatra |
13 Dia miara-misaika rano ny ankohonana.
[2.245#]
14 Tsy hisy harena ho tafatsangana mba hamelomana ny ankohonana. [2.528#] |
| Voambolana | 15 Fifandraisana: fianakaviana |
| Lahatsoratra | 16 Randzavola: ankohonana ao amin' ny Baiboly |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|