|
|
|
|

Teny iditra1  anombanana
Fototeny  2 tombana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#718]
Ohatra  4  Araka ny haben' ny fahalalany, no anombanana ny olona; [2.996#24.012.008]
5  Tsy hadisoana azo itarafana ny toe-tsain' izay mampiasa azy ve izany na azo anombanana koa ny toe-tsain' ny vahoaka toa mino izany ho teny baiko tokoa? [2.285#11]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12