|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tombana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Ny bainga avadiky ny angady amin' ny fiasana ny tany. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 les mottes de terre qu'on a soulevées en travaillant la terre [1.3]
Ohatra  5  Noho izany, nandefasany iraka hizaha ny vary maitso eny an-tanimbary, hanombana ny akotry tokony hiakatra amin' iny mahiry iny, dia izay tombana izay no takina amin' ny tompon-tanimbary rahefa tonga ny fararano. [2.472]
Kamban-teny rehetra  6  Fikambanana 5 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)7  tombana
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9 Faminavinana izay tokony ho vidin' ny zavatra iray: Araka ny hevitrao, ohatrinona no tomban' ity trano ity? [1.1]
Ohatra  10  Eto tsy akory tsy misy tombana, fa ny tena vidiny no izany nolazaiko izany. [2.472]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  22  Fikambanana 3 amin' io teny io

Fivaditsoratra  23 antambo, 24 tambano, tombana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17