|
|
|
|

Entry1  antaranoana
Part of speech  2  adjective
Elementary words  3  antara, noana
All compound words 
Explanations in Malagasy  5  [1.1] Mandrakizay doria alaovalo
Explanations in English  6  [1.2] everlasting. Used after mandrakizay.
Examples  7  [2.285#] fa haharitra mandrakizay antaranoana ny fanjakantsika, raha tsy mivily amin' izato anatra izato ianao;
8  [2.113#] Ary ny tangena dia tsy azo atao amin' ny fanjakana mandrakizay mandrakizay, mandrakizay doria, mandrakizay antaranoana.

Anagrams  9  anantaranao, anantaraona, anantaroana, anatrananao, antaranoana, nanaratanao, nanaratoana, nanataranao

Updated on 2025/08/10