|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 antoana |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Enti-milaza fanomezam-boninahitra sy haja na koa talantalana mifanao ambaratonga.
[1.1] 4 mifanao ambaratonga [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 steps, stairs, order, gradation.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 degré
[1.13] |
| Sampanteny |
|
| Fivaditsoratra | 15 anotana, antoana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|