|
|
|
|

Entry (1/2)1  miantoana
Root  2  antoana
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mifanao ambaratonga, mifanao ambony sy ambany: Misy rihana hatramin' ny indimy miantoana ilay trano be etsy avaratray etsy
Mifanarakaraka: Asa intelo miantoana no tokony hatao raha hanao zavatra: mandinika mandahatra Izay hatao sy hanaovana azy ary mikatroka
(Marihina fa amin' ny mahamatoanteny ampiasaina toy ny anarana an' itý teny itỳ, dia tsy mba ny isa tantra (dimy, telo,...) no ampiasaina fa ny mpamaritra (indimy, intelo..,) tahaka izany koa ohatra ny hoe "mandingana": Mandrosoa intelo mandingana ~ Intelo miantoana ny fangatahana vao tonga any amin' ny fivondronana) [1.1]
Explanations in English  5  to advance by gradation. [1.2]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :
All compound words  10  2 combinations of this word

Entry (2/2)11  miantoàna
Root  12  antoana
Part of speech  13  imperative of active verb miantoana [Full list]
Explanations in Malagasy  14  [1.1]
Explanations in French  15  [1.3]

Anagrams  16 maty noana, 17 miantoàna, miantoana, 18 tamanaino

Updated on 2025/10/12