Entry (1/2) | 1 antoko |
Root | 2 toko |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Andiany, sokajiny iray: Antokon-tafika Fikambanana voafaritra tsara hiavaka amin' ny hafa: Antoko politika Mpiaraka na mpikambana miray amin' ny tena, mpiara-dia: Antokonay ry Ranona ireny [1.1] |
Explanations in French |
5 catégorie, classe, parti, série [1.13] |
Examples |
6 Teo an-tokotany izahay, dia nanao antoko-mpihira iray.
[2.4#]
7 Io aloha dia porofon' ny fahalemen' ny antoko politika. [4.27#] 8 Eh, raha nahitan' ny olona antoko miaramila tonga tampoka! [2.270#] 9 Betsaka ny antoko-miaramila vita fiomanana ary niandry fiaingana fotsiny. [2.472] |
All compound words | 10 3 combinations of this word |
Entry (2/2) | 11 antoko |
Part of speech | 12 noun |
Explanations in Malagasy |
13 tsatokazo, andry, andribe [Betsimisaraka]
[1.78] |
Explanations in French |
14 pieux sur lesquels sont posées les solives du plancher de la case, comme varingarinsa [Tankarana]
[1.19] |
Anagrams | 15 antoko, 16 kanoto, 17 kotano, 18 kotona, 19 tokona |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |