|
|
|
|

Teny iditra1  antontanisa
Singan-teny  2 antonta, 3 isa
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 fikajiana ny hakitroka aseho amin' ny isan-jato: Raha jerena ny antontanisa nivoaka tamin' ny taona lasa iny dia mitombo ny zaza miditra an-tsekoly [1.62]
Fanazavàna teny frantsay  [antontan' isa] 6 statistique [1.13]
Ohatra  7  Noho izay tsy fahalalàna izay dia tafakatra 54%-n'ny ankizy no matin'ny tsy fahampian-tsakafo avokoa, araka ny antontanisa farany [4.7]
8  Somary misy fahasamihafana anefa ny vidin-tsolika raha ny antontanisa etsy ambony no asian-teny [4.39]
Voambolana  9  Matematika: antontan'isa
Tovy hevitra  10 statistika

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11