Entry | 1 antsafaina |
Part of speech | 2 passive verb |
Root | 3 antsafa |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Anontaniana toepahasalamana; anontaniana momba ny zavatra efa fantatra rahateo: Nahoana no antsafainao momba izany aho, nefa efa fantatrao tsara ny momba izany? |
Explanations in English |
9 [1.2] to be inquired into, or inquired of, as in antsafa |
Anagrams | 10 afantsanay, antsafaina |
Updated on 2025/08/05 |
![]() |