|
|
|
|

Teny iditra1  antsanga tsy aman' orana
Singan-teny  2 antsanga, 3 tsy, 4 amana, 5 orana
Sokajin-teny  6  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  7 teny na fitenenana tsy misy fotony; zavatra betsaka tsy misy antony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 a long rambling discourse, of which one can neither make head nor tail. [1.2]
9 baseless rumors, idle gossip [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 rumeurs sans fondement [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12