Entry | 1 antsefa |
Part of speech | 2 noun |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Kilalao isehoam-pahakingana amin' ny tanana izay alefa ka asandrahaka, toa mikainkona, mba hamelezana ny ankilany, izay manao toy izany koa: samy mikendry izay hahatratrarana ny an-daniny avy ny mpilalao |
Explanations in English |
5 [1.2] a play with the hands, by which the opponents try to hurt the back of each other's hands with the finger nails. |
Vocabulary |
6 Game |
Anagrams | 7 antsefa, fanetsa, natsefa |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |